tkg_jhn_text_reg/12/09.txt

1 line
414 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-09 03:35:12 +00:00
\v 9 \v 10 \v 11 Ary nisy vahoaka maro tamindreo Jiosy nahalala fa teo Jesosy, ka nanatogna indreo, tsy ho an'i Jesosy irery ihagny,fa mba hahita an'i Lazarosy ihagny koa. ilay natsangan'i Jesosy tamè maty. Ndreo lohan'gne mpisorona da nitetika niaraka mba hahafahandreo manosika an'i Lazarosy amè fahafatesagna ihagny koa; satria noho Izy gne nahatonga gne ankamaroandreo Jiosy andeha ary nino an'i Jesosy.