|
\v 12 Mitandrema rahalah, mba tsy hisy na raiky aminareo gne hahana fo ratsy ne tsy finoa, fo izay mikisaky amin'Andriamanitry velo.\v 13 Fa fampahereza isan'andro, raha mbola misy gne any hoe: ''Androany,'' mba tsy hisy aminareo ho mafy fo am'gn'alalan'e fitaky ne fahota. |