tkg_heb_text_reg/02/05.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 5 Fa tsy tam'gn'anjely gne nampagneke n'Andriamanitry an'izao tontolo izao ho avy, mikasiky gne raha norohonitsika. \v 6 Fa koa nisy olo nitsanga vavolombelo am'izany tany hoa agny, mizaka hoe: ''Ino gne ola, gne mieritreritry anazy anao? Na gne zanak'olo gne mikarakara anazy?