auto save
This commit is contained in:
parent
437b332f4c
commit
fcef4abec4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa atsika mahita ilayraiky naniny ambany noho anjely nandritry gne fotoa fohy: Jesosy da nijaly sy maty sady nosatrohy satro-boninahitry sy dera. Ka am'izao tam'gn'alalan'e fahasoavan'Andriamanitry, gne nagnandramany gne fahafatesa ho an'e olo aby. Fa mety amin'Andriamanitry izany satria gne rahada misy ho Anazy sady am'gn'alalany, mba hinday zanaky maro ame voninahitry. Mety ame aminazy gne nahavy gnempitariky gne famonje andreo ho feno am'gn'alalan'e fijaliany.
|
||||
\v 9 Fa atsika mahita ilayraiky naniny ambany noho anjely nandritry gne fotoa fohy: Jesosy da nijaly sy maty sady nosatrohy satro-boninahitry sy dera. Ka am'izao tam'gn'alalan'e fahasoavan'Andriamanitry, gne nagnandramany gne fahafatesa ho an'e olo aby.\v 10 Fa mety amin'Andriamanitry izany satria gne rahada misy ho Anazy sady am'gn'alalany, mba hinday zanaky maro ame voninahitry. Mety ame aminazy gne nahavy gnempitariky gne famonje andreo ho feno am'gn'alalan'e fijaliany.
|
Loading…
Reference in New Issue