auto save
This commit is contained in:
parent
3aa5e71546
commit
03cc895155
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa mazava ho azy fa tsy gn'anjely gne ho vonje; fa gne taranak'i Abrahama. Noho izany da tokony ho Anazy gne atao ho fangala tahaky am'reo ralahany ame fomba aby, mba ho mpisorom-be feno famindra-po sy fahatokisa Izy ame fifandraisa ame rahan'Andriamanitry, sady mba hinday mikasiky gne famela gne fahotan'e olo. Satria i Jesosy mitsy gne nijaly sy nalay fagna, da afaky magnampy andre izay alaim-pagna Izy.
|
||||
\v 16 Fa mazava ho azy fa tsy gn'anjely gne ho vonje; fa gne taranak'i Abrahama. \v 17 Noho izany da tokony ho Anazy gne atao ho fangala tahaky am'reo ralahany ame fomba aby, mba ho mpisorom-be feno famindra-po sy fahatokisa Izy ame fifandraisa ame rahan'Andriamanitry, sady mba hinday mikasiky gne famela gne fahotan'e olo.\v 18 Satria i Jesosy mitsy gne nijaly sy nalay fagna, da afaky magnampy andre izay alaim-pagna Izy.
|
Loading…
Reference in New Issue