tkg_eph_text_reg/06/01.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 1 Ô zanaky, magneky gne ray aman-dreninareo ao amin'ny Tompo, satria mety izany.\v 2 ''hajao gne rainao sy gne reninao'' (izany gne didy voalohany misy fampagnantena),\v 3 ''mba hahita soa anareo sady mba ho lava andro iaigna ambonin'ny tany.''