tkg_eph_text_reg/06/21.txt

1 line
257 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-05 08:40:04 +00:00
Tykiko, rahalaha sy mpanompo mahatoky ao amin'ny Tompo, gne hampahafantatry anareo gne raha rehetra, hahalalanareo izay ataoko. Nirako taminareo izy noho io tanjona io mintsy, mba hahafantaranareo gne raha momba anay, sady mba afahany mampahery gne fonareo.