tkg_2jn_text_reg/01/09.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 9 Ndre ia ndre ia mandeha eo aloha ary tsy mipetraky ao amy gne fampianaran'i Kristy da tsy mana an'Andriamanitra. Gne raiky izay mipetraky ao amy gne fampianara, izany raiky zany da mana gne Ray sy gne Zanaka. \v 10 Raha misy olo avy eo aminao ary tsy minday izany fampianara zany, da ka mangala enazy ho ao an-tranonao ary ka magnatsafy enazy. \v 11 Fa izay magnotsafy enazy da mikamba amy gne ratsy amboariny.