1 line
526 B
Plaintext
1 line
526 B
Plaintext
\v 10 Am'iza rersaky izany da hagnome torohevitry anareo iaho mba hagnampia anareo. Tao raiky lasa iza, da tsy nanomboky nagnano raha fatany anareo, fa nikiry gnagnamboara an'iza. \v 11 Androany da amboary izany, akô gne nampisy gne fazotoam-po sy gne fikiria hagnano an'izany, da lonoky ho tanterakareo izany, arak'izay azonareo ho anÿ. \v 12 Satria raha magniry mafy gne hagnano an'iza asa izany anareo da raha tsara sady azo eke izany. Tsy maintsy mifototry am'izany hanagnan'olo raiky an'izany fa tsy izay tsy anagnany. |