1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 8 Tsy mizaka izany akô gne didy iaho. Fa mizaka izany iaho mba ho fitsapa gne fahamarina gne fitiavanareo ame fampitovia an'iza ame fahazotoa-pon'olo hafa.\v 9 Satria lalanareo gne fahasoavan'i Jesosy kristy Tompontsika. Ndre da nana-kare aza izy, da lasa sahira avy aminareo, ka am'gn'alalany gne fahasahira gne mety hampanan-kare anareo. |