tkg_2co_text_reg/08/03.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 3 Satria mijoro vavolombelo i aho fa nagnano be arak'izay vitany indreo, sady mihoatry an'izay vitany aza. Sady tamé gne sitrapondreo manoka\v 4 sy niaraky tamé gne fitalahoa mafy gne nangatahandreo taminay gne fahafaha mba hana anjara amin'ity asa fanompoa eo ame ndreo mpino ity.\v 5 Tsy niboky arak'izay nantegnainay izany. Nefa, nanolotry gne tegnany mialoha tamin'Andriamanitry indreo. Sady nanolo-tegna ho anay indreo tamé gne sitrapon'Andriamanitry.