1 line
394 B
Plaintext
1 line
394 B
Plaintext
\v 3 Ho deraigny ane gn'Andriamanitra sy Aban'i Tompontsika Jesosy Kristy. Izy no Abany gne famindram-po rehetra sy Andremanitry gne fampiononagny rehetra. \v 4 Andriamanitra da mampionigny antsika rehetra ame fahoriantsika rehetra, ka mba ahafahantsika mampionogny ireo izay ao agnatiny fahoriagny. Isika da mampionigny ireo hafa tahaka gne ampionognigny izay nampiasan'Andriamanitra antsika. |