diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..382c257 --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Paoly,apostoly raiky an'i Kristy tame sitrapon'Andriamanitra,sy Timoty rahahany, ho ane fengonan'Andriamanitra izay ao ame Korinto, ary ho an'ireo mpino rehetra magneragny gne faritra Akaia. \v 2 Ho aminareo gne fahasohavagny sy gne fihadanagny avy amin'Andriamanitra Abatsika sy gne Tompo Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt new file mode 100644 index 0000000..e8a5ec3 --- /dev/null +++ b/01/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Ho deraigny ane gn'Andriamanitra sy Aban'i Tompontsika Jesosy Kristy. Izy no Abany gne famindram-po rehetra sy Andremanitry gne fampiononagny rehetra. \v 4 Andriamanitra da mampionigny antsika rehetra ame fahoriantsika rehetra, ka mba ahafahantsika mampionogny ireo izay ao agnatiny fahoriagny. Isika da mampionigny ireo hafa tahaka gne ampionognigny izay nampiasan'Andriamanitra antsika. \ No newline at end of file diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt new file mode 100644 index 0000000..aa3da66 --- /dev/null +++ b/01/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Fa mitovy gne hitombohan'ny fijalian'ny Kristy nohon'ny gnaminay, no hitombohan'ny fampiononagny anay koa amin'ny alalan'i Kristy. \v 6 Fa ra nampijaliny izahay, da ho an'ny fxampionanagny sy famonjegny anareo. Ary raha nampionangigny izahay, izany da ho fampionanagny anareo. Gne fampionangy da mandaitry raha managny faharetagny hizara ireo fijaliany izay mitovy ame fijaliany koa.\v 7 Fa gne fatokisany momba anareo da azo antoky, satria izahy da mahafantatry fax anareo koa da mizara ireo fijaliegny,anareo koa da mizara fampiononagny. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt new file mode 100644 index 0000000..33ad1c8 --- /dev/null +++ b/01/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Da tsy tianay anareo tsy ahafantatry, ry rahalahy, ame gnolagny nahajo anay tagny Asia. Izahay da novesarigny da to mihotry gne tokony ho zakanay, be lotry da tsy nagnategna gnovelogny ela koa iahy . \v 9 Taminay tokotry gne fagnamelohagny ho faty. Fa izany gne nahatonga anay tsy hametraky gne tokanay eo ame tegnanay avao, fa kosa amin'Andiamanitra izay mampintsanga gne maty. \v 10 Nagnavotry anay tame loza mahafaty mitovy amizany izy, ary da mbola hagnavotry avakoa. Iay da mametraky gne tokinay taminazy fa da mbola hagnafaky indraiky avako izy. \ No newline at end of file diff --git a/01/11.txt b/01/11.txt new file mode 100644 index 0000000..8a2d083 --- /dev/null +++ b/01/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Izy da hagnano anizany satria axnareo koa da magnampy anay ame gnalalane vavakareo. Da maro aveo gne hagnome fisaoragny ame gnagnaranay nohogne tombom-pahasoavagny nomegny anay tame gnalalane vavake maro \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt new file mode 100644 index 0000000..483c703 --- /dev/null +++ b/01/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Iay da mirehareha tokotry ame fijoroagny vavolombelogny ame feony gne fieritreretanay . Fa tame fikasa madio sy fahasoram-po izay avy amin'Andriamanitra izay nitondranay gne tegnanay ao amin'izao tontolo izao. Iay da nahavita izany rehetra izany ankamarohany da niaraky taminareo-- tsy tame fahendren'izao tontolo izao,fa tame fahasoavan'Andriamanitra.\v 13 Iay da tsy nanoratry zavatry tsy ho vovaky ho anareo. Iao da magnatenga fa,\v 14 satria anareo nahazo gne mombanay ame ampahany. Iay da ho antony gne reharehanareo ame andron'i Tompontsika Jesosy, mitovy aminareo ho antony gne reharehanay. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt new file mode 100644 index 0000000..4c7934b --- /dev/null +++ b/01/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Satria natoky gne mombanizay iao, da te ho agny aminareo agny eky, mba hahafahanareo mahazo gne tombiny ame fitsidiagny roy. \v 16 Niomagny hamangy anaeo raha tame lalako hoangy Makedonia iaho. Ary evy eo da nagniry gnemagny anareo indraikyn avakoa iaho tame diako latagny Makedonia, ary gne mba hagnateranareo anaha tegny ame lalako ho agny Jodia avy eo. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt new file mode 100644 index 0000000..292d1e3 --- /dev/null +++ b/01/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Da niheritreritry akohizany aho, nisalasala nda iaho? Nagnomagny gne raha araky gne nofy nda iaho, mba irognako "Eny, eny " sy "tsy , tsy "ame fotogny raiky avao. \v 18 Fa satria Andriamanitrta da matoky, isika da tsy afaky hiteny na "Eny" na "Tsy " \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt new file mode 100644 index 0000000..fd73c40 --- /dev/null +++ b/01/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19 Fa gne zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, izay notorihan'i Sylvanosy,Timoty ary iaho taminareo, da tsy "Eny " na "tsia ". Fa izy da nizaka matetiky hoe "Eny ".\v 20 satria gne fampagnatenan'Andriamanitra da "Eny"agnaby aminazy.Da ame alalany koa isika da hirogny hoe" Amena" ho ane voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt new file mode 100644 index 0000000..d8a09ec --- /dev/null +++ b/01/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Ary gn'Andriamanitra zay nagnamafy anay aminareo ao amin'i Kristy, izy tokôtry nda gne nagniraky antsika. \v 22 Izy da nagnisy tombo-kase tamintsika ary nagnome fagnahy ho ao ampntsika ho antok'izay mbola omeny antsika koa nda afara agny. \ No newline at end of file diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt new file mode 100644 index 0000000..c899cd1 --- /dev/null +++ b/01/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 Fa niantso an'Andriamanitra iaho, nagnano vavolombelogny ho anaha izay antony tsy nevisako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24 Izany da tsy sagnatria noho izahay miezaky ny mamehy izay tokony ho finoanareo. fa kosa izahay da miara-miasa aminareo ame fifalianaeo, satria ianareo mijoro ao ame finoagninareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt new file mode 100644 index 0000000..4581afd --- /dev/null +++ b/01/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +2 Korintiana toko 1 \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt new file mode 100644 index 0000000..7569bc3 --- /dev/null +++ b/02/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Fa nanapa- kevitra ny tsy anantona anareo indraiky gne tenako ame fotoam-pangirifirigny .\v 2 Raha niteraky alahelo anareo iaho, ia gne afaky mampifaly anaha akoatran'ilay ray izay noratraiko ihany? \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt new file mode 100644 index 0000000..a62dd93 --- /dev/null +++ b/02/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Nanoratry iaho mitovy tame gne naniko mba tsy ho ahazon-dra anareo izay tokony nampifaly anaha rehefa avy tagny aminareo. Iaho da managny fatokisagny amintsikanaby fa gne gnatsaratsarako da gnatsaratsaragny mitovy amintsikanaby. \v 4 Fa nanoratry ho anareo iaho avy ame fahoriagny zakabe, miaraky ame fangirifiriagny gne fo, sady da mifangaro ame ranomaso be. Tsy tagnakivy anareo iaho. Fa kosa te hampalalanareo gne alalign'ny fitiavagny zay anagnako ho anareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt new file mode 100644 index 0000000..8f487d2 --- /dev/null +++ b/02/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Raha nisy olo ndax niteraky alahelo, da tsy niteraky an'izany tamina raiky izy, fa tame endiky hafa-- tsy hagnitatry lotry anizany-- aminareo rehetra. \v 6 Ampy gne fagnasazigny naniny gne maro rehetra io olo io. \v 7 Ka amizao raha tokony ho fagnasazigny, anareo da tokony hamela sy hampionona azy. Anio izany mba tsy handifotry zay ame alahelony be lotry. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt new file mode 100644 index 0000000..a86b170 --- /dev/null +++ b/02/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Noho izany mankahery anareo aho mba hagnamafy ampahibe-maso gne fitiavanareo azy. \v 9 Izany gne antony nanoratako, amizay mba mety hitsapako anareo ary ahafantarako na mankatoa amin'ny zava-drehetra anareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt new file mode 100644 index 0000000..966b545 --- /dev/null +++ b/02/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Raha mamela olona anareo, mamela izany olona izany koa aho. Izay navelako- raha namela gne zava-drehetra aho- izany famelagny izany da fitiavagny anareo ame fagnatrehan'i Kristy. \v 11 Izany da mba tsy hamitan'ny satana anay. Satria iahy da mahafantatry gne fandaharany. \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt new file mode 100644 index 0000000..ee59938 --- /dev/null +++ b/02/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Nivoha ho ahy gne varavara tamin'ny Tompo rehefa tonga tao amin'ny tanagny zakabe an'i Traosy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. \v 13 Ndre da izany, tsy nanagny fedanan-tsaigny iaho, satria tsy nahita gne rahalahikoTitosy tagny. Araky izany, nandao andreo iaho ary da niverigny tagny Makedonia. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt new file mode 100644 index 0000000..1c02667 --- /dev/null +++ b/02/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Fa fisaoragny ane ho an'Andiamanitra, izay ao amin'i Kristy mitariky anay isanandro ao ame fandresegny. Ame alalantsika da ahely ndre aia gne hanitry mamin'ny fahalalagny az.\v 15 Fa iahy da hanitra mamain'i Kristy an'Andriamanitra, na teo amin'ireo izay novonjena sy tamireo ho faty. \ No newline at end of file diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt new file mode 100644 index 0000000..a77f7c9 --- /dev/null +++ b/02/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16 Ho an'gne olo ho faty, izany da hanitry avy ame fahafatesagny ho ame fahafatesagny. Ho ane sasany izay novonjegny, da hanitry gne fiaignagny ame fiaignagny. Iza gne mendiky amin'ireo zavatry ireo? \v 17 Fa iahy da tsy mitovy amin'ireo ologny maro izay mivarotry gne tenin'Andriamanitra mba nanagnany tombony. Fa kosa, ame fahadiovam-po gne izakanay amin'i Kristy,satria nalefa avy amin'Andriamanitra iahy, tao ame fahitan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/02/title.txt b/02/title.txt new file mode 100644 index 0000000..71d08e5 --- /dev/null +++ b/02/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +2 Korintiana toko faha 2 \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt new file mode 100644 index 0000000..27e2120 --- /dev/null +++ b/03/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Hanomboky hidera gne tegna indraiky ve iahy? Iahy da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, mitovy ame olo sasany,sa tsy izany? \v 2 Gne tegnanareo gne taratasy fagnamarinangy, izay vosoratry am-potsika, izay fantatry ary da vakiny gne olo rehetra.\v 3 Anareo da mandre fa taratasy fagnambaragny avy amin'i Kristy, izay nomentsika. Izany da tsy vosoratry tame ranomity fa tame fagnah'ilay Andriamanitra velogny. Izany da tsy nadika tame takela-bato, fa teo ame takelaky gne fo gnolombelogny. \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt new file mode 100644 index 0000000..275c387 --- /dev/null +++ b/03/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Ary da izany gne toky anagnantsika eo agnatrehan'Andriamanitra ame alalan'i Kristy.\v 5 Isika datsy mahefa ame tegnatsika mba andray ndre ino ndre ino avy amintsika. Fa kosa , gne fahefantsika da avy amin'Andiamanitra.\v 6 Andriamanitra gne nagnano antsika mba ho mpanompon'ny gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekagny tsy avy ame soratry fa any gne Fagnahy. Fa gne soratry da mamono, ary gne Fagnahy magnome aigny. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt new file mode 100644 index 0000000..de013fe --- /dev/null +++ b/03/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Ary gne asa izay niteraky gne fahafatesagny da vosoratry tame vato - da avy tamboninaitry zakabe ndre gne vahokin'Israely da tsy afaky nagnety gne aignin'i Mosesy. Izany da nony gne voninaitriny gne vatagniny, gne voninaitry izay nilevogny. \v 8 Voninaitry zakabe akognaia gne asa aniny gne Fagnahy? \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt new file mode 100644 index 0000000..d06de41 --- /dev/null +++ b/03/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Fa raha managny voninaitry gne asan'ny fahamelohagny , da akognaia gne fitombozane gne voninaitry gne asan'ny fahamarinagny! \v 10 Satria, izay magnome voninaitry indraiky mandeha da tsy hanam-boninaitry sanaky amizay fomba zay, nony gne voninaitry izay mampitombo izany.\v 11 Fa raha izay mandalo fotsiny gne managny voninahitry, da tsy hanagny voninahitry mihôtry noho izany gne maharitry! \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt new file mode 100644 index 0000000..c87cb38 --- /dev/null +++ b/03/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Satria da managny toky migtovy amizany isika, da saha tokôtry. \v 13 Isika da tsy hitovy an'i Mosesy, izay nandrakotry gne ainy tame voaly, mba tsy hahafahany gne vahoakan'Israely magnety anazy mivantagny ame fiafaran'ny voninahitry izay nandalo avao \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt new file mode 100644 index 0000000..3756f0a --- /dev/null +++ b/03/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Fa gne sain'idreo da donto. Ndre da mandrak'ankehtriny zany voaly zany da mbola mijanogny eo ame famakiagny gne fanekegny taloha. Tsy misokaty zany, satria ao amin'i Kristy avao izany gnalaigny.\v 15 Nefa ndre da ankehitriny, ndre ovia gne vakigny gne lalàn'i Mosesy, da mandrakotry gne fon'dreo gne vohaly.\v 16 Nefa raha mitodiky amin'ny Tompo gne olo, da alainy gne vohaly. \ No newline at end of file diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt new file mode 100644 index 0000000..6605f24 --- /dev/null +++ b/03/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Ary gne Tompo da Fagnahy. Izay misy gne Fagnahin'ny Tompo da misy fahafahagny. \v 18 Ary isika rehetra da tsy misarom-bohaly, da mahita gne voninahitra mitovy izay avy ame voninahitra ho ame voninaitra, izay avy amin'ny Tompo, tsy iza fa gne Fagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt new file mode 100644 index 0000000..d0b14a6 --- /dev/null +++ b/03/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +2 Korintiana toko faha 3 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index a9c5d70..622f369 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -2,11 +2,15 @@ # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) +<<<<<<< HEAD <<<<<<< HEAD This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/. ======= This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/). >>>>>>> d72cc60e19aab5a2ee522bed599adc2400f40d1e +======= +This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/). +>>>>>>> 2a14c47ba6c45ed703b3a29e530a5ad166624ae7 ### You are free to: @@ -30,7 +34,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material. <<<<<<< HEAD +<<<<<<< HEAD This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). ======= >>>>>>> d72cc60e19aab5a2ee522bed599adc2400f40d1e +======= +>>>>>>> 2a14c47ba6c45ed703b3a29e530a5ad166624ae7 diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 049e1d0..5181114 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -34,7 +34,8 @@ "parent_draft": {}, "translators": [ "MAD132", - "Dell" + "Dell", + "MAD133" ], "finished_chunks": [ "04-title", @@ -129,6 +130,35 @@ "13-07", "13-09", "13-11", - "13-13" + "13-13", + "01-23", + "01-21", + "01-19", + "01-17", + "01-12", + "01-15", + "01-08", + "01-05", + "01-03", + "01-01", + "01-title", + "02-title", + "02-16", + "02-14", + "02-12", + "02-10", + "02-08", + "02-05", + "02-03", + "02-01", + "03-title", + "03-17", + "03-14", + "03-12", + "03-09", + "03-07", + "03-04", + "03-01", + "01-11" ] } \ No newline at end of file