auto save
This commit is contained in:
parent
9a442bc148
commit
b59a7699fb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nalefanay izy niaraky tame rahalah izay noderay tafovoan'e fiangona rehetra noho gne asa fitoria filazantsara. Tsy iza avao, fa izy koa da nofidin'e fiangona mba handea hiaraky aminay khinday gne asan'e falala-tagna izao. Izany da ho an'e voninahitr'izy Tompo sy hoan'gne fagnirianay mba hagnampy.
|
||||
\v 18 Nalefanay izy niaraky tame rahalah izay noderay tafovoan'e fiangona rehetra noho gne asa fitoria filazantsara. \v 19 Tsy iza avao, fa izy koa da nofidin'e fiangona mba handea hiaraky aminay khinday gne asan'e falala-tagna izao. Izany da ho an'e voninahitr'izy Tompo sy hoan'gne fagnirianay mba hagnampy.
|
Loading…
Reference in New Issue