auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-03 00:59:06 -05:00 committed by root
parent 834cb6ec17
commit 4324bd0eba
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nivoha ho ahy gne varavara tamin'ny Tompo rehefa tonga tao amin'ny tanagny zakabe an'i Traosy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. ndre da izany, tsy nanagny fedanan-tsaigny iaho, satria tsy nahita gne rahalahikoTitosy tagny. Araky izany, nandao andreo iaho ary da niverigny tagny Makedonia.
\v 12 Nivoha ho ahy gne varavara tamin'ny Tompo rehefa tonga tao amin'ny tanagny zakabe an'i Traosy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. \v 13 ndre da izany, tsy nanagny fedanan-tsaigny iaho, satria tsy nahita gne rahalahikoTitosy tagny. Araky izany, nandao andreo iaho ary da niverigny tagny Makedonia.