tkg_1co_text_reg/06/09.txt

1 line
541 B
Plaintext

Da tsy fantatrareo ve fa gne tsy marina da tsy handova gne Fanjakan'Andriamanitra? Ka magneky vandy. Gne kivadivady, mpanompo sampy, mpagnala vadin'olo, gne lehilahy mivaro-tegna, gne miaraky matory ame samy lehilahy, gne mpangalatry, gne tsy malala voky ,gne mpindrano tôky, gne mpagnaratsy, gne mpngalaky an-keriny---da tsy misy na raiky amin'izy ireo handova gne fanjakan'Andriamanitra. Da akohizany gne sasany aminareo. Fa efa vosasa anareo, nohamasinigny anareo, ary da vomariky amin'Andriamanitra anareo tame agnaran'ny Tompo Jesosy