1 line
347 B
Plaintext
1 line
347 B
Plaintext
\v 6 Ankehitriny da miresaky fahendregny amireo matotry isika, fa tsy gne fahendren'izao tontolo izao, na ireo mpanapak'izao vaninandro izao, izay mandalo ihany. \v 7 Fa kosa, milaza gne fahendren'Andriamanitra ame fahamarinagny miafina isika, ilay fahendregny mifiny izay notendren'Andriamanitra mialoha ireo vaninandro rehetra ho voninahintsika. |