tkg_1co_text_reg/02/01.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 1 Raha mandeha aminareo iaho,ry rahalahy, da tsy avy niaraky tamin'ny lahateny na fahendregny raha nagnabara gne misitery momban'Andriamanitra.[ Fagnamarinagny: Gne dikateny hafa da mivaky toy izao hoe:"Ra nagnambara gne fijorohany gne vavolombolona momban'Andriamanitra aho."] \v 2 Fa gne fanapa-kevitry tsy hahalala na ino na ino iaho rehefa teo aminareo, afa tsy Jesosy Kristy, sy izy vôfantsiky.