1 line
442 B
Plaintext
1 line
442 B
Plaintext
\v 20 \v 21 \v 22 Fa mizaka momba gne zavatry izay ataondreo Jentilisa mpanompo sampy fagnatitry iaho,fa omen-dreo ane demony io zavatry ireny fa tsy an'Andriamanitra. Tsy tiako anareo ho mpiombogny ame demony! Tsy afaky misotro gne kapoakan'ny Tompo sy gne kapoakan'ny demony anareo. Tsy afaky miray eo ame latabatry gne Tompo sy gne latabatry gne demony anareo. Sa magnano izay mahasaro-piaro gne Tompo ve antsika? Mahery noho izy ve isika? |