tkg_1co_text_reg/07/08.txt

1 line
277 B
Plaintext

Ho an'ireo izay tsy manambady sy ireo mpitondrategna da mizaka iaho fa tsara ho andreo raha mizanogny tsy manambady, mitovy aminaha. kanefa indreo raha tsy afaky mamehy tegna, da tokony hanambady. Satria tsara kokoa ho andreo manambady toy izay ampirehetin'ny filàna ara-nofo.