1 line
611 B
Plaintext
1 line
611 B
Plaintext
Ka mifanakasakagny anareo tsirairay, afa-tsy ame fifagnaragny nifagnamboaragny ame fotoagny votokagny. Ataovy izay mba hafahanareo manoka-tegna ame vavaka. Avy eo da tokony hiara-hatory koa anareo, mba tsy hazahoan'n satana maka fanahy anareo nohon'ny tsy fanananareo fifehezan-tenga. Kanefa iaho da mizaka an'ireo zavatry ireo aminareo am-pahalalagny fa tsy didy. Fagnirihako gne olon-drehetra mba hitovy amiko. Fa gne tsirairay da samy nanagny gne fagnomezam-pasohavagny manokagny avy amin'Andriamanitra. Gne raiky managny ity karazam-pagnomezam-pahasoavagny ity, ary gne raiky hafa managny karazany hafa koa. |