|
\v 3 Fa amina da zavatry kidy gne tokony hitsaranareo na hitsaran'olo rehetra anaha. Fa na iaho aza aza tsy mitsara gne tegneko. \v 4 Iaho da tsy mahafantatry izay fiampangana naniko tamina, fa izany da tsy midika fa tsy manan-tsigny iaho. Ny Tompo no hitsara anaha. |