tkg_1co_text_reg/05/03.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 3 Ndry da tsy eo ara-batagny aza iaho fa mbola ara-pagnahy, da efa nitsara gne raiky nagnano anizany sahady, mitovy tame taloha.\v 4 Rehefa miaraky mivory ame agnaran'i Jesosy Tompontsika anareo, ary gne fagnahiko da eo koa ame herin'i Jesosy Tompintsika, da efa nitsara anio olo io sahady iah.\v 5 Naniko izany mba hagnomezagny izany lehilahy izany ho an'i Satana ho familavilagny gne nofon, mba ho vovonjy gne fagnahiny ame andron'i Tompo.