1 line
515 B
Plaintext
1 line
515 B
Plaintext
Ankehitriny, ry rahalahy, nampiasa anireo fitsipiky ireo taminaro sy tame Apostoly iaho nohon'ny aminareo,mba hafahanareo mianatry avy aminaygne dikan'ny fizakagny hoe:"Aza mandeha mihôtry izay voasoratry." Izany da mba tsy hisy raiky aminareo hirehareha gne amin'ny fankasitrany gne raiky noho gne hafa. Fa izy gne mahita gne fahasamihafagny eo aminareo sy gne hafa? Inogne anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpona? Raha nandray anizany maimaimpona anareo,nagnino anareo no mirehareha mitovy ame tsy naninareo. |