auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-21 01:17:55 -05:00 committed by root
parent 4495c4c4e5
commit f4df188a12
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne tsirairay avy da tokony hijanogny ame fiantsoagny izay nisy azy rehefa nantsoin'Andriamanitra mba hino izy. Andevo ve anao tamin'Andriamanitra nangaiky anao? ka magnahagnaha gne amizany. Fa raha mety ho afaka anao, da araraoty izany. Satria gne olo raiky izay nangeny Tompo ho andevo da olo afaky gne Tompo. Da akoizany koa gne olo izay afaky fony izy nangegny mba hino da andevon'Kristy. Anareo da vovidy, noho izany da aza avy akon'ireo andevon'gne olo. R
Gne tsirairay avy da tokony hijanogny ame fiantsoagny izay nisy azy rehefa nantsoin'Andriamanitra mba hino izy. Andevo ve anao tamin'Andriamanitra nangaiky anao? ka magnahagnaha gne amizany. Fa raha mety ho afaka anao, da araraoty izany. Satria gne olo raiky izay nangeny Tompo ho andevo da olo afaky gne Tompo. Da akoizany koa gne olo izay afaky fony izy nangegny mba hino da andevon'Kristy. Anareo da vovidy, noho izany da aza avy akon'ireo andevon'gne olo. Ry rahalahy, na ino na ino fiainangy nisy antsika tamen'tsika nangegny mba hino, da aoka isika hijanogny akoizany avao.