auto save
This commit is contained in:
parent
024c19e680
commit
d8d9d01aa6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Kasihagny olo hamita-tegna zany. Fa ra misy olo eo aminareo mihevitry fa hendry amin'izao vanim-poana izao, apetray izy ho mola amizay mba mety ho lasa hendry izy. fa gne fahendrenizao tontolo izao da fahadalagny ao amin'Andriamanitra. Satria voasoratry hoe:"Nahatratry gne hendry tao amin'ny hafetsen'izy ireo izy." Ary koa hoe:"
|
||||
Kasihagny olo hamita-tegna zany. Fa ra misy olo eo aminareo mihevitry fa hendry amin'izao vanim-poana izao, apetray izy ho mola amizay mba mety ho lasa hendry izy. fa gne fahendrenizao tontolo izao da fahadalagny ao amin'Andriamanitra. Satria voasoratry hoe:"Nahatratry gne hendry tao amin'ny hafetsen'izy ireo izy." Ary koa hoe:" gne Tompo da mahalala fa gne fihevitry gne hendry da zavatry fahatany.
|
Loading…
Reference in New Issue