auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-06 02:38:32 -05:00 committed by root
parent c52bda423b
commit ad09743ecf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na iza na iza, noho izany, mihinagny gne mofo na mindrano ame kapoakan'ny Tompo ame fomba tsy mendrika, da ho meloky gne ame vatagny sy gne ràn'ny Tompo. Apetray handiniky gne tegnany aloha gne olo, ary amin'izay da aoka hihinagny gne mofo ary hindrano ame kapoaka izy. Fa izy izay mihinagny sy mindrano ka tsy mahalala gne vatany,
\v 28 \v 27 Na iza na iza, noho izany, mihinagny gne mofo na mindrano ame kapoakan'ny Tompo ame fomba tsy mendrika, da ho meloky gne ame vatagny sy gne ràn'ny Tompo. Apetray handiniky gne tegnany aloha gne olo, ary amin'izay da aoka hihinagny gne mofo ary hindrano ame kapoaka izy. \v 29 Fa izy izay mihinagny sy mindrano ka tsy mahalala gne vatany, da mihinagny sy mindrano fitsaragny ho ane tegnany. \v 30 Izany gne mahatonga gne maro aminareo ho osa sy marary, ary gne sasany aminareo ho faty.