auto save
This commit is contained in:
parent
d34d906cf5
commit
80b0f2ce05
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary rehefa tonga Timoty, da ezako mba tsy haliha izy miaraky aminareo, fa magnano gne asan'ny Tompo izy, mitovy gne aniko. Aza apetraky hisy olo hagnano tsinotsinogny anazy. Ampio izy ame lalany ame fiadanagny, mba hafahany mandeha eo aminaha. Fa magnatagna anazy mba ho avy hiaraky aminareo rahalahiny iaho. Ary
|
||||
Ary rehefa tonga Timoty, da ezako mba tsy haliha izy miaraky aminareo, fa magnano gne asan'ny Tompo izy, mitovy gne aniko. Aza apetraky hisy olo hagnano tsinotsinogny anazy. Ampio izy ame lalany ame fiadanagny, mba hafahany mandeha eo aminaha. Fa magnatagna anazy mba ho avy hiaraky aminareo rahalahiny iaho. Ary mikasiky an'i Apolosy rahalantsika, da nampiresiky anazy mafy iaho mba hamangy anareo miaraky amireo rahalahiny. Fa mbola tsy vonogny tanteraky gne ho avy izy zao. Ndre da izany . ho avy izy
|
Loading…
Reference in New Issue