auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-11 05:27:35 -05:00 committed by root
parent 3e9d1b964f
commit 6815b52219
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ankehitriny, ry rahalahy, nampiasa anireo fitsipiky ireo taminaro sy tame Apostoly iaho nohon'ny aminareo,mba hafahanareo mianatry avy aminaygne dikan'ny fizakagny hoe:"Aza mandeha mihôtry izay voasoratry." Izany da mba tsy hisy raiky aminareo hirehareha gne amin'ny fankasitrany gne raiky noho gne hafa. Fa Ankehitriny, ry rahalahy, nampiasa anireo fitsipiky ireo taminaro sy tame Apostoly iaho nohon'ny aminareo,mba hafahanareo mianatry avy aminaygne dikan'ny fizakagny hoe:"Aza mandeha mihôtry izay voasoratry." Izany da mba tsy hisy raiky aminareo hirehareha gne amin'ny fankasitrany gne raiky noho gne hafa. Fa izy gne mahita gne fahasamihafagny eo aminareo sy gne hafa? Inogne anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpona? Raha nandray anizany