auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-21 01:17:55 -05:00 committed by root
parent 863f2265e7
commit 5546216f1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ho an'ny sisa da mizaka aho---iaho, fa tsy gne Tompo---hoe raha misy rahalahy iray managny vady tsy mpino, ary raha mahafaly azy gne miara-miaigny aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Raha gne viavy raiky gne mana vady tsy mpino, ary raha mahafaly anazy gne miara-mipetraky aminy
Fa ho an'ny sisa da mizaka aho---iaho, fa tsy gne Tompo---hoe raha misy rahalahy iray managny vady tsy mpino, ary raha mahafaly azy gne miara-miaigny aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Raha gne viavy raiky gne mana vady tsy mpino, ary raha mahafaly anazy gne miara-mipetraky aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Satria gne lehilahy tsy mpino da nanigny ho ane vadiny, ary gne viavy tsy mpino da nanigny