From 53cf6c8e2b10ff193c07d23d1273ae9ba2c90553 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD133 <> Date: Mon, 2 Mar 2020 12:15:57 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 09/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index 720a65a..15e0f83 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -Fa raha magnano izany an-tsitrapo iaho, da managny valisoa. Fa raha tsy na-tsitrapo kosa, da mbola managny gne andraikitry izay nankinigny tamiko iaho. Ino ary izany gne valisoako? Izany da rehefa mitory aho, da afaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavam- \ No newline at end of file +Fa raha magnano izany an-tsitrapo iaho, da managny valisoa. Fa raha tsy na-tsitrapo kosa, da mbola managny gne andraikitry izay nankinigny tamiko iaho. Ino ary izany gne valisoako? Izany da rehefa mitory aho, da afaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko ame filazantsara. \ No newline at end of file