diff --git a/05/11.txt b/05/11.txt index fe2ae1b..df95b96 100644 --- a/05/11.txt +++ b/05/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ankehitriny iaho da manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa ndre amin'iza zakaigny fa rahala nefa da nbola miaigny ao agnatin'ny finjanganjangagny, na izay tsy manam-bady, na magnano sampy, na mpizaka ratsy, na mpindrano toaky, na mpangalatry. Ka mihinagny miaraky ame olo akoizany. Akognaia gne idirako ame fitsaragny izay agny imbadikin'ny fengonagny? \ No newline at end of file +Ankehitriny iaho da manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa ndre amin'iza zakaigny fa rahala nefa da nbola miaigny ao agnatin'ny finjanganjangagny, na izay tsy manam-bady, na magnano sampy, na mpizaka ratsy, na mpindrano toaky, na mpangalatry. Ka mihinagny miaraky ame olo akoizany. Akognaia gne idirako ame fitsaragny izay agny imbadikin'ny fengonagny? Mifamadiky amizany anareo ve da tsy tokony hitsara ireo izay agnatine fengonagny? Andriamanitra da mitsara \ No newline at end of file