tkg_1co_text_reg/08/11.txt

1 line
416 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-02 17:15:57 +00:00
\v 11 Koa none fahalalanao gne toetra marina momba gne sampy, da very gne rahalahy malemy finogny raiky,izay nahafaty an'i Kristy.\v 12 Noho izany,rehefa manota ame rahalahinareo anareo ka mandra gne sainy malamin'izy ireo, da manota manohitry an'i Kristy anareo. \v 13 Noho izany, ra gne sakafo no mahatonga gne rahalahiko ho tafitohigny, da tsy hihina-kena sanaky aho, mba tsy avy amiko gne halavo gne rahalahiko.