Tue Jun 09 2020 12:32:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)
This commit is contained in:
parent
a03513c8ed
commit
9471b697f0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, \v 6 ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 160 andro izy.
|
||||
\v 5 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, \v 6 ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 1260 andro izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 \v 8 \v 9 Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy.
|
||||
\v 7 Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. \v 8 Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. \v 9 Le dragona gedabe— ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao—de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 \v 12 Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mipetraka akao amin'azy. Fa mitandrema ny amin'ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly de nidigna taigny aminareo. Feno fasosena izy, satria fantany fa fotôna fohy sisa no hanagnany.
|
||||
\v 11 Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. \v 12 Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mipetraka akao amin'azy. Fa mitandrema ny amin'ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly de nidigna taigny aminareo. Feno fasosena izy, satria fantany fa fotôna fohy sisa no hanagnany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna.
|
||||
\v 13 Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. \v 14 Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona.
|
||||
\v 15 Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. \v 16 Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. \v 17 Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. \v 18 Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona.
|
|
@ -142,7 +142,11 @@
|
|||
"12-title",
|
||||
"12-01",
|
||||
"12-03",
|
||||
"12-05",
|
||||
"12-07",
|
||||
"12-10",
|
||||
"12-11",
|
||||
"12-13",
|
||||
"13-title",
|
||||
"13-01",
|
||||
"13-03",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue