1 line
399 B
Plaintext
1 line
399 B
Plaintext
\v 18 Nandray 'reo ra daôly za, ary manana betsaka be. fa feno za. voaraiko avy tamin'i Epafrodito 'reo ra avy taminareo. 'Reo de hanitra manim-pofona, ze fagnatitra azo ekena sy ankasitran'Andriamanitra.\v 19 Ary Andriamanitro hameno ze daôly ilainareo araka ny haren'ny voninahiny akao amin'i Kristy Jesosy. \v 20 Ary ho an'Andriamanitra sady Raintsika ane ny voninatra mandrakizay dory. Amena. |