plt-x-sihanaka_php_text_ulb/04/04.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 4 Mifalia atraigny akao amin'ny Tompo. Hoy iany za, mifalia. \v 5 Avelao ho fantatrin'ny ôla daôly ny fatsoram-ponareo. Efa ankeky ny Tompo. \v 6 Aza magna na amin'ino na amin'ino. Fa kosa amin'ny ra daôly amin'ny alalan'ny vavaka sy fangatana, miaraka amin'ny fisaorana, avelao ny fangatanareo ho fantatr'Andriamanitra.\v 7 Ary ny fiadanan'Andriamanitra, ze miôtra ny falalàna daôly, hiaro ny fonareo sy fisaignanareo daôly akao amin'i Kristy Jesosy.