\v 18 Nagnatona anazy reo Jesôsy ka nikoragna tamin-jareo ary nitare hoe: "Efa namena Ana ny fahefana retraretra aigny an-dagnitra sy ety an-tany.\v 19 Koa mandeana ary ataovy batisa zareo amin'ny anaran'ny Ray, ny Zanaka, ary ny Fanahy Masina.