1 line
408 B
Plaintext
1 line
408 B
Plaintext
\v 36 Ary Jesosy nande niaraka tamin'jareo nankaigny amin'ny tôrana antsovina hoe: Getsemane ary nilaza tamin'ny mpianany hoe: "Mentôra aketo raha mbola hande ary hivavaka Za." \v 37 Nitondra an'i Petera mbamin'ny zanak'i Zebedio roy là Izy ary nanomboka nalaelo sy ory. \v 38 Avy akeo, ozy Izy tamin'jareo hoe: "Fadiranovana ny fagnako, ôtran'ny efa ho faty. Mentôra aketo ary miambena miaraka aminà." |