1 line
345 B
Plaintext
1 line
345 B
Plaintext
\v 14 Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna \v 15 ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy.\v 16 Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo. |