1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 12 Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. \v 13 Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy." |