1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 1 Ny fanjakan'ny lagnitra de ho salan'ny virijiny folo ze niaka ny jirony ka nande niaogna tamin'ny mpampakatra. \v 2 Adala ny dimy tamin'jareo fa ny dimy kosa hendry.\v 3 Ary rafa nitondra ny jirony reo virijiny adala, de tsy nitondra solika niaraka taminy.\v 4 Fa reo virikiny hendry kosa de nitondra fitarizan-tsolika niaraka tamin'ny jirony. |