1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 23 Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. \v 24 fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka ra azo atao, iôny fa na ny ôlom-boafidy aza. \v 25 Indro! Efa nolazaiko taminareo melon'ny fotôna. |