1 line
417 B
Plaintext
1 line
417 B
Plaintext
\v 19 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. \v 20 Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo.\v 21 Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. \v 22 Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa nohon'ny ôlom-boafidy de nafoizina reo andro reo. |