1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasana nandeha. Nagnantona an'Azy reo mpianany mbô hagnatorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nitaré tamin-jareo hoe: "Tazagnareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa zay tsy ho ravana aketo." |