plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/10.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 10 Tandremo tsy hagnano tsinontsino reo zaza kely reo anareo. Fa milaza aminareo Za fa aigny an-dagnitra reo anjeliny de mijery fôgna ny endriky ny Ray.\v 11 [Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô tsara ndrindra de tsy ahitana ny fehezanteny ze mitranga ôtrany v.11. hoe: "Fa ny Zanak'Ôla de tonga mba hamonjy an'ze very."]