1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny nerahan-jareo, de tazagna fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tamin'azy. |