1 line
309 B
Plaintext
1 line
309 B
Plaintext
\v 7 \v 8 Ary nagnantso mangingina reo leila manam-palalana i Heroda mba hagnotany an'jareo mazava tsara ny fotôna nibôgnan'le kintana Nalefany taigny Betlehema izy reo, magnano hoe: "Mandeana ary fotory tsara ny amin'le zaza. Rafa hitanareo izy, de taravo za, mba afako mankegny iany kô ka hidera an'azy." |