plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/01.txt

1 line
288 B
Plaintext

Rafa natazana reo vahôka Jesosy, de niakatra teo an-tanety. Rafa tafapetraka Izy, de nagnatogna an'Azy reo mpianany. Nanoka-bava Izy ary nampianatra an'jareo, magnano hoe: "Sambatra ny mahantra am-pagna, fa an'azy reo ny fanjakan'ny lagnitra. Sambatra reo misaona, fa hampiononina zareo.