|
\v 49 Teo no eo iany de nagnantona an'i Jesosy izy ary nitare hoe: "Finaritra, Raby ô!" Ary nanoroka an'Azy izy.\v 50 Ozy Jesosy taminy hoe: "Ry sakaiza, atôvo ze nalehanao aketo." Avy akeo tonga izy reo ary naninjitra tagnana tamin'i Jesosy, ary nisambotra an'Azy. |