1 line
393 B
Plaintext
1 line
393 B
Plaintext
\v 14 Avy akeo nagnatogna an'azy ireo mpianatr'i Jaona ka nitare hoe: "Nagnino zahay sy reo fariseo no mifady hanina matetika, fa ireo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin-jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin-jareo, de ami'zay zareo vao hifady hanina. |